Ny pikantsary

Efa nisy taloha aloha ihany teo La Réunion ny pikantsary ary dia izy no mahafeno ny antsaky ny tahiry ato ato amin’ny Trano firaketan-tsary.

Bokintsarin’i Charles Saunier, Raymond Decary. Pikantsarin’i Désiré Charnay. Tahiry Bidel, Labarthe, Ganowski (J. Legros)…

La Réunion, Madagasikara, Seychelles, Comores, Maurice, MozambiKa, Inde.

Tapaky ny taonjato faha XIX ka hatramin’ny taona 1960.

15 000 images.

 


SANTIONANY VITSIVITSY


MAURICE

MAURICE

Lalana Pope Henessy sy Kianjan’ny Teàtra,

Port-Louis, 1917. Pikantsary : Gentil. n. et b. Arsivan’ny Departemantan’ i La Réunion, Andiana cartes postales, 5 Fi 9/21

MAURICE

MAURICE

Ny dobo lava ( Le long bassin )

Jardin des Pamplemousses.
1911. Pikantsary : Gentil. Couleur. Arsivan’ny Departemantan’ i La Réunion, Andiana cartes postales, 5 Fi 9/58

LA RÉUNION

LA RÉUNION

Seranan-tsambo la Rivière-des-Galets

[1890-1900] Arsivan’ny Departemantan’ i La Réunion, Bokintsary Réunion, Égypte, Nubie, Aden. 7 FI 21

LA RÉUNION

LA RÉUNION

Saint-Joseph

Kianjan’ny Eglizy. 1960 Pikantsary : [Lagnaux ?]. mainty sy fotsy. Arsivan’ny Departemantan’ i La Réunion, Tahiry Préfecture, 93 Fi 85

SEYCHELLES

SEYCHELLES

Lehilahy iray ao amina laboratoara

1890-1910
Pikantsary. mainty sy fotsy. Arsivan’ny Departemantan’ i La Réunion, Bokintsary tsy misy anarana momba ny Seychelles, 50 Fi. 51

SEYCHELLES

SEYCHELLES

Hôtel Équateur

1890-1900
Pikantsary. mainty sy fotsy. Arsivan’ny Departemantan’ i La Réunion, Bokintsary tsy misy anarana momba ny Seychelles, 50 Fi. 86

LA RÉUNION

LA RÉUNION

Indianina mipetraka eo ampototry ny ampalibe

Fiandohan’ny taonjato faha XX.
Marius sy Ary Leblond, L’île enchantée. Tranombokin’ny Departementan’i La Réunion, 969.81 LEB (REU) ARM

LA RÉUNION

LA RÉUNION

Endrika vehivavy kreôlina

Nosy la Réunion, Côte française des Somalis, Établissement français dans l'Inde,, Paris, 1931. Tranombokin’ny Departementan’i La Réunion


© Département de La Réunion,
Droits réservés (auteurs et ayants droits non identifiés)