Sorabola
FILAZANA ARAKA NY LALÀNA
Ity habaka Internet ity izay fampahalalana ny Trano firaketan-tsary miompana amin’ny tantaran’ny Ranomasimbe Indianina, dia manolotra ho an’ny mpitsidika azy fizahana maimaim-poana izay natao ho fanomezana torohay fotsiny dikana sary (sary sokitra, sary tanana, hosodoko, pikantsary, cartes postales). Ireo tahirin-kevitra ireo dia avy amin’ny angona ao amin’ny Departemanta (Arsivan’ny Departemanta, Tranombokin’ny Departemanta, Mozeana Taokanto Léon Dierx, Museum Tantaran’ny Voahary, Mozeana ny Tantara Villèle) sy angona an’olona manokana.
Na izany aza “ Tsy misy fandikana azo atao, na amin’ny ampahany aza, afa-tsy izay efa voalaza ao amin’ny andininy L 122-5 ny Fehezan-dalàna momba Fananana ara-tsaina, amin’io habaka io raha tsy efa nahazoana alalana mazava avy amin’ny mpamorona”.
Mpamoaka ny boky
Département de La Réunion
2 rue de la Source
97400 Saint-Denis de La Réunion
T : 0262 90 30 30
www.cg974.fr
Talen’ny famoahana :
Mme Nassimah DINDAR,
Filohan’ny Conseil Général de La Réunion
Foiben–toerana
AMEN SAS
750018 Paris
T : 0892 55 66 77
Tefibika sy mpanatontosa
Kamboo
www.kamboo.com
Armadillo
www.armadillo.fr