Ny sary sokitra
Fomba voalohany nanapariahana ny sary ny sary sokitra, ary dia lasa naka toerana tena lehibe ao amin’ny Tranofiraketantsary izy ireny; azo raisina ho ohatra amin’izany ireo fanehoana malaza mandravaka ilay tantara foronina Paul & Virginie.
Litôgrafia an’i Roussin, Potémol, an’i Hastrel.
Ny Karazam-Biby, an’i Cuvier.
Ny Tantaran’ny Voahary an’i Buffon. Andiana tahiry Paul & Virginie.
Sarintanin’i Flacourt, Bellin…
Réunion, Maurice, Inde, Madagasikara ;
Faran’ny taonjato faha XVI ka hatramin’ny tapany voalohan’ny taonjato faha XX ;
Sary sokitra 12 600, izay sarintany sy drafitra ny 2000.
SANTIONANY VITSIVITSY

RANOMASIMBE INDIANINA
Sarintanin’i Congo sy ny Tanin’ny Cafres
G. de L’Isle, 1708
Mozeana Tantara an’i Villèle
Inv. 92/MH/8

LA RÉUNION
Sokindriaka (Oursins)
Louis Maillard (1814-1865),
Naoty mikasika ny Nosy La Réunion (Bourbon), Paris, Dentu, 1863. Tranombokin’ny Departemantan’i La Réunion, 969.81 MAI (REU) ARM

MADAGASIKARA
Tsikorovana (Merle)
Tsidintsidina Natao ho an’ny Tantaran’ny Voaharin’i de Buffon (1749-1788). Museum momba ny Tantaran’ ny Voahary, MHN RUN OE-Buf557

RANOMASIMBE INDIANINA
Carintanin’ny Ranomasimbe Indianina
Ireo zanatany frantsay aty amin’ny Faritra tantsinana, [18..] Arsivan’ny Departemantan’i La Réunion, 1 Fi 17/9

MAURICE
Hazana atsantsa Any Port-Louis
[18…], Fandikana ny sokitra : mainty sy fotsy. Arsivan’ny Departemantan’i La Réunion, 115 Fi 5

MOZAMBIKA
Mpiasa tsy voandevo ao amin’ireo nosy Mascareignes
Litôgrafia: G. Bos niainga tamina saripìka [Fitantarana dia tany Madagasikara nataon’i F. P. L. Pollen], 1968 Mozeana Tantara an’i Villèle, Inv. 02/MH/4.53

LA RÉUNION
Ny afotroa (Le volcan)
Jean-Baptiste Bory de Saint-Vincent (1778-1846). Dia tany amin’ireo nosy efatra lehibe ao amin’ireo ranomasin’i Afrika…,, Paris, F. Buisson, 1804. Tranombokin’ny Departemantan’i La Réunion, 910.969 BOR (O.I.) ARM

LA RÉUNION
Foto-papay lahy sy vavy
Febroary 1947 Taosary am-bato : Louis Antoine Roussin (1819 – 1894), miloko Arsivan’ny Departemantan’ i La Réunion, Fahatsiarovana ny nosy La Réunion, 97 Fi 4

LA RÉUNION
Vatovy bazaltika
Charles Velain (1845-1925), Fanoritsoritana jeôlojika ny saikinosin’i Aden, ny nosy La Réunion, ireo nosin’i Saint-Paul sy Amsterdam,, Paris, A. Hennuyer, 1878. Tranombokin’ny Departemantan’i La Réunion, 551 VEL (REU) ARM

MAURICE
Tovovavy kreôlina bramina
[n. d.] Nadika avy amina litôgrafia : T. Johannot; mainty sy fotsy. Arsivan’ny Departemantan’i La Réunion, Boky ao amin’ny andiany Paul sy Virginie, Ilay Tranobongo indiana
© Département de La Réunion,
Droits réservés (auteurs et ayants droits non identifiés)